Teny iditra | 1 tono |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tono io zaza io Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] broiled |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action de griller au feu |
Ohatra |
6 Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka. [2.470] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 12 tonotono |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny tono io |
Fivaditsoratra | 18 noto, tono |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |