Teny iditra tonon > tono
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tono io zaza io
Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Broiled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de griller au feu [1.8]
Ohatra Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka. [2.470]
Sampanteny 
Tovy hevitra tonotono
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra tonon > tonona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faritra mampisaraka ny vaniny na ny famavany anankiroa: Tapaho tsara eo amin' ny tonony ity fary ity ~ Misy tonony roa mamoritra ny vaniny anankiray
Enga anie ianao ka hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny: firariana fahombiazana antsakany sy an-davany [1.1]
 Faritra ao anelanelan'ny vaniny roa mifanaraka
Faritra anelanelan'ny vaniny roa ahafahan'izy ireo mihetoika [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A joint, an articulation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Articulation [1.3, 1.8, 1.5, 1.13]
 Joint [1.8]
 Noeud de corde; noeud d'un arbre [1.5]
 Noeud [1.13]
 (toute l'île). Nom donné à un entre-noeud pour les plantes à tige fistuleuse comme les bambous, les grandes Poaceae. Pour les bois, c'est aussi le noeud, d'où l'adjectif tononana : noueux, qui a beaucoup de noeuds [1.196]
Ohatra Davida niankina tamin' ny foto-paiso, tehina be tonona tany antànany. [2.270]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : tonona, tonoko, tononao, tonony, tonontsika, tononay, tononareo, tonon', tonon-, tonom-, tono-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Tsipelina hafa 

Teny iditra tonon > tonona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (Betsimisaraka ancien) Orthographié «  tougnounan » par Rochon, p. 280, qui écrit : « bois propre aux manches de sagaies ; fleurs en cloche ». Le vieux dictionnaire de Froberville reprend cette orthographe et écrit : « arbre des montagnes, à bois rouge ou jaune, brun, lourd, sert à la marqueterie et à faire des manches de sagaies ». Le baron de Mackau en 1818 préfère l'orthographe « tounounha » et parle d'un arbre de grosseur médiocre mais très dur avec lequel les Betsimisaraka font le manche de leurs sagaies. Tous ces témoignages sont donc convergents. Ce nom vient probablement de ce que ce bois est riche en noeuds [1.196]
Voambolana 

Teny iditra tonon > tonona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famoahana teny amin' ny feo: Ataovy tsara tonona ny teny fa aza ngonongononina fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Pronunciation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Prononciation [1.3, 1.8, 1.5]

Teny iditra tonon > toñona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] tsiny [1.78]