Teny iditra | tova (to) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny mpamaritra to | |
Fanazavàna teny frantsay | Puissiez-vous dire vrai [1.3] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tova io | |
Teny iditra | tova | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Fanampiny mba ho be na lava [1.78] | |
Teny iditra | tova | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] mikatona [1.78] | |
Fivaditsoratra | tavo, tova, vato |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |