Teny iditra | 1 tovovavy |
Singan-teny | 2 tovo, vavy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Vehivavy tsy mbola manambady, nefa ny heviny andavanandro dia vehivavy mbola tanora fotsiny, na mbola tsy manambady na efa manambady: Amin' izay ny tovovavy rehetra mitady zaza dia efa mivory manodidina ny sahafa miandry baiko mba hifarombaka izay ho azony. (Ala volon-jaza) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] an unmarried young woman |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] jeune femme célibataire |
Ohatra |
7 Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. [2.5] |
Lohateny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |