|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tovy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fifanahaka, fifandraika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  ressemblance, égalité [1.3, 1.5]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :

Teny iditra (2/3)9  tovy (to)
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tovina
Ohatra  11  tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka [1.1#967]
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Teny iditra (3/3)13  tovy
Sokajin-teny  14  anarana
Voambolana  15  Toe-karena: hanina
Tsanganana sy sary iray takila  16  Hazandrano mainKamban-tenya
Sary 
17 

Fivaditsoratra  18  tovy, voty

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20