Teny iditra (1/2) | 1 trandraka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 trandraka |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [5.en.https://www.tenrec.org] tail-less tenrec (Tenrec ecaudatus) |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [4.22, 5.fr.https://www.tenrec.org] tenrec commun (Tenrec ecaudatus) 14 [5.fr.https://www.tenrec.org] grand tenrec, tangue 15 [1.405] [Sakalava-Mayotte] hérisson |
Fanazavàna teny alemà |
16 [5.de.https://www.tenrec.org] Großer Tanrek |
Ohatra |
17 Raha tsy mahazo toky tsy an-dava-bato ny trandraka. [2.245#57] 18 "Dia anao ny tany fangalan' akanga, fangalan' tsipoy fangalan' orana, fangalan' trandraka, " hoy Andriainasinavalona. [2.48] |
Voambolana |
19 Haibiby: mampinono |
Tsipelina hafa | 20 tandraka |
Tovy hevitra | 21 kelora |
Anaram-biby |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny trandraka io |
Fivaditsoratra | 25 atrandrak, trandraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |