Teny iditra | 1 Trimobe |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Bibiolona voalaza ao amin' ny angano ho makadiry sy lozabe ary mpihinana olona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a mythical giant; cf. rapeto |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] monstre fabuleux |
Voambolana |
6 Fivavahana, finoana |
Singan-teny | 7 trimo, be |
Tsipelina hafa | 8 itrimo, itrimobe, itrimondahy |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny Trimobe io |
Fivaditsoratra | 10 mibotre, Trimobe |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |