| Teny iditra | 1 trimo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anaran-kafa nilazana ny voay taloha
4 Olona vaventy be [1.1] |
| Voambolana | 5 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Tovy hevitra | 6 bemiohara, fanantily, mamba, mavotay, ngetry, vily, voae, voay |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how trimo |
| Fivaditsoratra | 8 mitro, trimo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|