|
|
|
|

Teny iditra1  tsaikona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ilay famindra ataon' ny soavaly raha tsy manipy tanana izy
Hazakaza-madinika, famindra mipitipitika toy ny hiriotra.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#749] petit trot
pas de marche un peu précipité des porteurs
Ohatra  5  Ny tsaikona dia hazakaza-madinika. [2.643#]
6  Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny. [2.356#]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  akotsany, anatsiko, antsaiko, antsakio, antsioka, asintako, atakosin, atankosi, atsaikon, atsakony, atsikano, iantsako, itsakoan, kotsaina, kotsanay, naotsika, natakosi, natosika, natsaiko, natsiako, natsikao, natsokay, nitosaka, nitsakoa, nitsaoka, nitsoaka, notsaika, takosina, tsaikona, tsakoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21