Teny iditra | 1 tsarapaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fianjerana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika; filatsahana tsy nahy amin' ny toerana misy loza; fibolisarana ao anaty tevana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] action de se lancer, de se précipiter dans, de tomber, de glisser dans |
Fototeny | 5 tsapaka |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 11 atsarapak, tsarapaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02 |
![]() |