Teny iditra | tsidradraka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana toetra maro, toy ny an' ny biby mitsangam-bolo, ny zavatra mikorontana na mivaona amin' ny hala, ny olona lavo na mandry ka ny tongotra sy ny tanana mitsangana misandrahaka [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Tovy hevitra | tsidradra | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |