Teny iditra | 1 tsimoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Laingon-javamaniry vao mitranga Fahavakiam-bazan-javamaniry vao mitsiry 4 [1.13] mason-javamaniry fanjary tsaika laingo, taroka, bontsina vodin javamaniry kely toy ny hita amin'ny tongolo hambolena |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] embryon germe bourgeon, pousse bulbille 6 [1.196] (toute l'île). Plantule ou radicule émergeant de la graine ; germination. D'où les mots :
|
Ohatra |
7 Raha ny fafy ketsa no itampodiana, matevim-paniry ny tsimoka. [2.470] |
Voambolana |
8 Haiaina 9 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 15 tsatoboly, tsiry, vontsina |
Mpanahaka | 16 tsimokaretina |
Fivaditsoratra | 17 kotsaim, matsiko, mikatso, mitsako, mitsoka, motsika, tsakoim, tsimoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/09/14 |