|
|
|
|

Teny iditra1  tsinam-bolana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] volana vaovao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the new moon
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] la nouvelle lune
Ohatra  6  [1.381#] Ka tsy mba misy ao aminy ny mamono roa amin'ny tsinambolana fa amin' ny fandehan' ny masoandro.
Voambolana  7  Haikintana
Singan-teny  8  tsinana, volana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07