|
|
|
|

Teny iditra1  tsinam-bolana
Singan-teny  2  tsinana, volana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] volana vaovao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the new moon
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] la nouvelle lune
Ohatra  7  Ka tsy mba misy ao aminy ny mamono roa amin'ny tsinambolana fa amin' ny fandehan' ny masoandro. [1.381#]
Voambolana  8  Haikintana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31