|
|
|
|

Teny iditra1  tsindry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavatra apetraka eo ambonin ny zavatra hafa: Tsindry akanjo
Fanaingenana zavatra eo ambonin' ny zavatra hafa: Natao vato tsindry hahazana
Fanampiana zavatra amboniny: Tsindrim-barotra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13, 1.196] pression
5  [1.13] compression
6  [1.196] contrainte
Ohatra  7  Avy aiza ary no nipoiran'ireto fahavalo nanao tsindry ady ireto? [2.588#]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  41  Ohabolana misy io teny tsindry io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21