|
|
|
|

Teny iditra1  tsirangaranga
Fototeny  2  rangaranga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavatra mitsangantsangana sy miranirany etsy sy eroa
Matahotra: Matory tsirangaranga izy amin' ny alina noho ny habetsahan' ny mpangalatra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] état de ce qui se dresse en grand nombre, comme des troncs, des branches
figuré: crainte
6  [1.196] (de la racine ranga : droit, dressé). État des végétaux touffus, dont les troncs ou les branches sont nombreux et entrelacés. Entrelacs des lianes caractéristique de certaines formations forestières. Ils sont censés être le refuge des esprits, fantômes, etc.
Ohatra  7  Didy maso noho ny fiarenta-tory sy ny torimaso tsirangaranga ny lehilahy izato. [2.470]
8  Samy natory tsirangaranga daholo anefa, satria nanahy zavatra hiseho. [2.472]
Voambolana  9  Haizavamaniry
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny tsirangaranga io

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02