Teny iditra tsongo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanerena amin' ny hohon-tanana roa; fandraisana amin' ny tandra ka ny ilan-keliny ihany no terena. [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a pinch, a nip [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay action de pincer, de cueillir en pinçant [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31