|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsongo dia
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fanarahana, fizohiana fatratra mba hahitana izay olona tadiavina

Teny iditra (2/2)4  tsongodia
Singan-teny  5  tsongo, dia
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.196] (littéralement : « ce qu'on cueille sur les pas »). Sortilège. On repère les traces de pas de personne que l'on veut envoûter ; on ramasse une pincée de poussière dans ces traces et on l'introduit dans des ody ou talismans, qui varient suivant le résultat à obtenir. On se méfie beaucoup de cette pratique. Elle crée une véritable psychose de méfiance.
Ohatra  8  Ny sasany indray koa ny tany efa nodiavin' ilay olona no analany hataony ao amin'ny ody, io no atao hoe : « tsongodia. [1.353#]
Voambolana  9  Fivavahana, finoana

Fivaditsoratra  10  tsongodia, tsongo dia

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08