|
|
|
|

Teny iditra1  tsy laitra rarana
Singan-teny  2  tsy laitra, rarana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona tsy miraharaha izay teny fananarana atao aminy
Tovy hevitra  5  tsy laitra anarina, tsy laitra tenenina, tsy laitra toroana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20