Teny iditra | 1 tsy ahoan-tsy ahoana |
Singan-teny | 2 tsy, ahoana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy misy antony inona, tsy misy vidiny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] (tsy ahoana tsy ahoana) causelessly, without reason |
Ohatra |
6 Tena tsy ahoan-tsy ahoana ialahy, hoy izy, tena olona "vinany", tena faikam-boto! [2.4] 7 Fa nirehaka kosa Ifara hoe: "Tsy ahoan-tsy ahoana izany anareo indray miteraka avokoa. [2.69] 8 Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana. [2.5] 9 famaboana olona hatao andevo na hamidy ho andevo, famonoana sy fandringanana tsy ahoan-tsy ahoana indraindray. [2.508] |
Tsipelina hafa | 10 tsyahoanatsyahoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |