Teny iditra tsy hita zambazamba (tsy, hita, zambazamba)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy hita isa, tsy hita pesipesenina
¶ tsy azo oharina, tsy manam-paharoa [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra tsy hita hirangirana ~ tsy hita lavadavaka ~ tsy hita noanoa ~ tsy hita pesipesenina ~ tsy hita velively

2012/10/03