Teny iditra tsy hita lavadavaka (tsy, hita, lavaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay completement invisible, incompréhensible [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra tsy hita hirangirana ~ tsy hita noanoa ~ tsy hita pesipesenina ~ tsy hita velively ~ tsy hita zambazamba

2012/10/03