Teny iditra tsy laitra rarana
Singan-teny tsy laitra ; rarana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tsy miraharaha izay teny fananarana atao aminy [1.1]
Tovy hevitra tsy laitra anarina ~ tsy laitra tenenina ~ tsy laitra toroana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20