Teny iditra vadin' ny maro lahy
Singan-teny vady ; maro ; lahy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vehivavy efa voalaza dieny mialoha amin' ny fangatahana azy fa ho vadin' ny rahalahim-badiny hatrany izy raha sendra ka maty hatrany koa izay manambady azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ vadin' ny marolahy ] épouse qui passe légalement à son beau-frère à la mort de son époux [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17