|
|
|
|

Teny iditra1  vadin' ny maro lahy
Singan-teny  2  vady, maro, lahy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] vehivavy efa voalaza dieny mialoha amin' ny fangatahana azy fa ho vadin' ny rahalahim-badiny hatrany izy raha sendra ka maty hatrany koa izay manambady azy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3][vadin' ny marolahy] épouse qui passe légalement à son beau-frère à la mort de son époux
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07