Teny iditra vady mody
Singan-teny vady ; mody
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vady tsy atao malaza fa tsorina ny fampakarana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as mampody vady [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Mariage accompli simplement par la tradition du vodiondry ou par l'inscription sur le registre civil [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01