Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : valahara | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Fandiorano ratsy, ka miseho tsy valahara, milentika tsy vaky atatra. [2.415 #3002]
Fandiorano ratsy, ka mitranga tsy menatra, misitrika tsy valahara. [2.415 #3002] Toy ny fandiorano ny ratsy: koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [2.165] Toy ny fandiorano ny ratsy : miseho tsy vaky afero, misitrika tsy valahara. [2.558 #4276] Toy ny fandiorano ratsy : koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le méchant est comme le gyrin: quand il se montre, il n' a pas honte; et quand il disparaît, il ne rougit pas. [2.165]
Vilain gyrin nageur : il se montre impudemment, il plonge effrontément. [2.415 #3002] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui ne savent pas rougir. [2.415 #3002] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Longy ratsy tsy Longo ratsy, ka tsy menatra izay hitsoriaka. [2.415 #3020] Longo ratsy, ka tsy valahara izay hitsoriaka. [2.415 #3020] Longo ratsy tsy menatra izay hitsoriaka. [2.165 #192, 2.558 #1811, 2.653 #1381] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mauvais fer de lance n' a pas honte de filer. [2.415 #3581]
Méchant javelot : il n' a pas honte de filer. [2.415 #3020] Un faux ami n' a pas honte de vous abandonner. [2.165 #192] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait des gens sans pudeur ; se disait aussi des paroles, ainsi le premier qui prenait la parole s' excusait en ces termes. [2.415 #3020]
Ces paroles étaient dites par celui qui le premier s'aventurait à parler dans une discussion où personne n'osait commencer. [2.415 #3581] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Odre ! tsy mbola malazo ny ravina nihinanana ka dia misaraka ! lehilahy tsy mba valahara izany ! [2.415 #1400] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comment ! les feuilles qui ont servi de nappes à votre repas de noces ne sont pas encore sèches, et voilà que vous répudiez votre femme ! c' est là le fait d' un homme sans pudeur. [2.415 #1400] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Sens général : mariage trop tôt rompu, amitié trop tôt finie. [2.415 #1400] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||