|
|
|
|

Teny iditra1  valo ambin' ny folo
Singan-teny  2 valo, 3 amby, 4 folo
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  6 eighteen (18) [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 dix-huit (18) [3.1]
Ohatra  8  Manana zo hifidy sy hofidina ny olona feno valo ambin' ny folo taona [2.445#118]
9  Tsy latsaka ny fito ambin' ny folo na valo ambin' ny folo kilao, hoy Rakoto [2.471#63]
Voambolana  10  Matematika: rafitrisa
Tsipelina hafa  11 valo ambinifolo
Tsanganana sy sary iray takila  12  label="manisa" run="manisa"/>Manana zo hifidy sy hofidina ny olona feno valo ambin' ny folo taonaTsy latsaka ny fito ambin' ny folo na valo ambin' ny folo kilao, hoy Rakoto

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26