Teny iditra | vania | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Bara] voa, valahana [Rakotosaona 1975] | |
[Tanala] valahana, andilana, lanivoa: Tambalañana a-moja paike am-bania (poketra an-tehezana afovato am-balahana) [Rakotosaona 1975] | ||
taola-maoja [SLP 1986] | ||
Fandikana frantsay | bassin [SLP 1986] | |
Voambolana | Haiaina | |
Teny mitovy hevitra | vaniaña | |
Teny iditra | vania | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | [Tambahoaka] lava volo, tsy voaasa [Rakotosaona 1975] | |
Teny iditra | vania | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Tambahoaka] vaniana, valahana, angatra (aretina) [Rakotosaona 1975] | |
[Taisaka] aretim-bania, aretina mahazo ny ankasarotana [Rakotosaona 1975] | ||
[Bara] kolahy, aretim-balahana, voan-kena [Rakotosaona 1975] | ||
[Bara] blennorrhagie [Rakotosaona 1975] | ||
Voambolana | Fahasalamana | |
Mpanahaka | akohofotsy ~ ambaniana ~ angatra ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |