Teny iditra | 1 vantotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza olona na biby tanora efa ho lehibe |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] something already large but not yet arrived at maturity; a young animal, etc. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] se dit de l'homme et des animaux qui viennet de parvenir à la grosseur ordinaire de l'espèce |
Ohatra |
6 Hianao vantony, izaho maitso volo [2.69#230] 7 Mimenomenona hoatra ny ampelam-bantotra [2.558] 8 Ka tamin' ny farany dia izahay vanto-dahiny no nifidianana [2.643#39] 9 Torimasom-bantony nahazo fandria-malemy no nanapitra ny andro tontolo [2.643] 10 Ary hanatitra fanatitra hohanina izy, dia iray efaha isam-bantotr' ombilahy sy iray efaha isan-ondrilahy koa [2.996] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny vantotra io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |