Teny iditra | 1 varavarana mirindrina mora vohaina |
Singan-teny | 2 varavarana, mirindrina, mora, vohaina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ilazana ny teny natao teo imason' ny maro ka tsahivin' ny olona mora foana [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17 |