|
|
|
|

Teny iditra1  vato namelan-kafatra
Singan-teny  2  vato, amelana, hafatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ireo olona mahatana tsy miova izay teny napetraka taminy, olona nametrahana teny ka tsy manova izany [1.1#398#1018]
5  litéralement pierre sur laquelle a été gravé un testament ; figuré: fidèle exécuteur testamentaire, sur qui reposent les dernières volontés de quelqu’un, surtout des rois [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01