|
|
|
|

Teny iditra1  vatoasana
Singan-teny  2  vato, asa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Sihanaka] vato fanasana harena na fanakosehana ody
5  [1.78] [Tanala] fandranitana antsy na fiasana, vato fandrangitana antsy na fiasana
6  [1.1] Karazam-batovary malemy volo atao fandranitana fiasana, toy ny antsy, hety
Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy
7  [1.13] vato fanasana fitaovam-piasana
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2] a stone used for grinding knives, etc., a grindstone.
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.13] meule
Ohatra  10  ny feny an-ila vatoasana. [2.69#]
Tovy hevitra  11  vatovary

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26