Teny iditra (1/4) | 1 vatolahy |
Singan-teny | 2 vato, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Bara]
tsangambato 5 [1.1] Vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana 6 [1.13] tsangambato naorina ho fahatsiarovana |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#817] Longue pierre dressée sur un tombeau, ou sur une hauteur, au bord d’une route, avec inscription commémorative 8 [1.13] stèle, pierre levée |
Ohatra |
9 Teo am-pitsanganana, nitsirika ireo vatolahy valo izy. [2.270] 10 Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? [2.499] |
Tovy hevitra | 11 vato mitsangana, tsangambato |
Lohateny |
Teny nalaina | 13 Soratra misy io teny vatolahy io |
Sary |
|
Teny iditra (2/4) | 15 vatolahy |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.13] lave solidifiée en colonne prismatique |
Voambolana |
18 Haibolantany |
Sary |
|
Teny iditra (3/4) | 20 Vatolahy |
Singan-teny | 21 vato, lahy |
Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
23 Haitoetany: tanàna |
Teny iditra (4/4) | 24 Vatolahy |
Singan-teny | 25 vatolahy |
Sokajin-teny | 26 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Voambolana |
27 Haisoratra: boky |
Mpanoratra |
28 Rabetsimandranto Fidelis-Justin |
Fivaditsoratra | 29 halavito, halivato, tavolahy, vatolahy, Vatolahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |