|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vela
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanalanonana; fainetrahana, famoizana; fanomezan-dalana, famindram-po amin' ny hadisoana vita
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)9  vela
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Trosa alan' izay resy amin' ny lalao fanorona
Ilazana koa ny vato telo sisa amin' ny fanoron-dimy, na ny vato dimy amin' ny fanoron-tsivy
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)18  vela
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20  [1.13] sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.13] déchet, résidu
Sampanteny 
22  Anarana :
Mpanahaka  23  faika

Fivaditsoratra  24  leva, vale, vela

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21