Teny iditra | 1 vely |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fikapohana, famonoana amin' ny zavatra (hazo, kanonta) eny an-tanana: Vely kanonta / Vely vary |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a blow |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8, 1.196] action de battre 6 [1.196] action de détacher les grains |
Ohatra |
7 Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina. [2.472] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny vely io |
Fivaditsoratra | 24 levy, vely |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |