Teny iditra venavena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra, toy ny fery na lavaka, misokatra makadiry, mitanatana
Toetran' olona miraikiraiky, mitahontahona. [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31