Teny iditra | vezivezy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana etsy sy eroa; fiasana dia; firenirenena, firioriovana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Wandering, rambling [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action d'errer [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | renireny ~ riorio | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/02 |