|
|
|
|

Teny iditra1  voatsiary
Singan-teny  2  voa, tsy, ary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] fruit qui n'existe pas
impossible
5  [1.196] (de voa : fruit ; tsy : négation ; et ary : créé, auquel Dieu a donné naissance). Ce nom signifie littéralement : « fruit imaginaire », « qui n'a pas été créé ». C'est une expression très curieuse employée surtout dans les contes et les légendes. [Merina]
Ohatra  6  voatsiary ilaiko aminao izany; [2.69#288]
7  Fa ny iray sotro asisika, ary ny iray nila voatsiary. [2.293#21]
8  Fa natahotra anao aho, satria olona mila voatsiary ianao ka maka izay tsy napetrakao, ary mijinja izay tsy nafafinao. [2.996#49.019.021]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17