Teny iditra vokatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny voan' ny zavamaniry na ny vodin' ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra ny vokatra, somebiseby ny iray tanàna
¶ Ny soa azo: Mivelona amin' ny vokatry ny asan-tanany izy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy fruit, produce; a result [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay produit, résultat [Hallanger 1974, SLP 1986]
 fruit, récolte qui produit [Hallanger 1974]
 effet, conséquence [SLP 1986]
 Nom général des fruits de la terre ; tout ce que produit la terre et qu'on peut manger [Boiteau 1997]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra vokatra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Be dia be, betsaka, sesehena: Vokatra ny paiso tamin' ity taona ity
¶ Lonaka: Vidio io saha io fa tsy hohita tany vokatra ohatra an' io ianao [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy productive [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay fertile, productif: Vokatra ity tanimbary ity (cette rizière est fertile ; donne beaucoup de riz) [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31