|
|
|
|

Teny iditra1  volamena
Singan-teny  2  vola, mena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] karazana metaly anisan'ireo antsoina hoe "sarobidy": mavomena mamiratra ny volony, mavsan-danja izy, azo hanifisina faran'izay kely ary tsy mety miova fenitra na oviana na oviana: ireo toetrany rehetra ireo no nahatonga azy hanaovana firavaka sarobidy isan-karazany sy ho fototry ny sandam-bola miasa eran-tany; misy karazany roa ny volamena: ny volamena maitso sy mena.
5  [1.13] karazana metaly sarobidy mavo na fotsy na mena
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] gold
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.6] [Tanala] or. Associé au monde du ciel
8  [1.3, 1.8, 1.13] or
9  [1.5] or (métal)
Isam-pirenena  10  [3.1] Au
Ohatra  11  Misy toerana ihadiam-bolafotsy, misy toerana fanadiovam-bolamena [2.996]
12  Randra-madinika no nanaovany ny volony ary kavina volamena kely izay no nitevika ny sofiny. [2.470]
13  Raha misy ady mipoaka, hoy aho, mba misondro-bidy koa ny volamena sy ny vatosoa. [2.471]
Voambolana  14  Simia
Haiendriteny 
15  Tsotra :
16  Tovonana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lohateny  27  Papa Volamena : Mémoires d'un marin chercheur d'or (Audard Alexandre)
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny volamena io
Tsanganana sy sary iray takila  29  Fisokajiana miherina
Lahatsoratra  30  Randzavola: volamena ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly)

Fivaditsoratra  31  valomena, volamena

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05