Teny iditra (1/3) | 1 volan-tsinana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] les premiers jours de la lune croissant |
Ohatra |
4 [2.996] Amin' izany andro izany dia hesorin' i Jehovah ny firavaka rehetra, na ny fehin-tongotra, Na ny fehi-loha, na ny sarim-bolan-tsinana, Amin' izany andro izany, hesorin' ny Tompo ny ravaky ny masom-bola, ny masoandro sy ny volantsinana |
Voambolana |
5 Haikintana |
Singan-teny | 6 volana, tsinana |
Lohateny |
Teny iditra (2/3) | 8 volan-tsinana |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] demi-cercle |
Ohatra |
11 [2.996] Amin' izany andro izany dia hesorin' i Jehovah ny firavaka rehetra, na ny fehin-tongotra, Na ny fehi-loha, na ny sarim-bolan-tsinana, Amin' izany andro izany, hesorin' ny Tompo ny ravaky ny masom-bola, ny masoandro sy ny volantsinana |
Voambolana |
12 Matematika: rafitsary |
Teny iditra (3/3) | 13 Volan-tsinana |
Sokajin-teny | 14 anarana (lohatenin-tononkalo) [Fitanisana] |
Voambolana |
15 Haisoratra: tononkalo |
Singan-teny | 16 volan-tsinana, volana, tsinana |
Mpanoratra |
17 Razafintsalama Josefa |
Lahatsiratra manontolo |
|
Fivaditsoratra | 47 nantsoavalin, notsivalanan, Volan-tsinana, volan-tsinana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |