Teny iditra | vovoka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Potipoti-tany malemy tsy misy vongany, jofo: Manditsikany maso ny vovoka Zavatra voamontsamontsana ho potiny madinika dia madinika: Vovotsiramamy [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Dust [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Poussière [1.8] | |||||||||||||||
Poussière, poudre [1.13] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Mpanahaka | jofo | |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vovoka io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26 |