|
|
|
|

Teny iditra1  zanakalahy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  zanaka, lahy
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  [2.996#] ny tany hataoko hoatra ny misaona zanakalahy tokana
7  [2.270#68] -- Ahoana no andikana amin' teny anglisy ny hoe zanakalahy sy zanakavavy?
-- Son-dahy sy som-bavy, Tompoko!

Tohi-kevitra  8  zanakavavy

Fivaditsoratra  9  hankalazai, zanakalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29