|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zary
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Tonga: Zary ngazana ny tany noho ny tsy fisian' ny orana enim-bolana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  suitable, fit; existing, formed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  apte, propre, convenable; formé [1.8]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  zary
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  fitomboana [Taisaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16