Teny iditra zavaboaary
Singan-teny zava- (zavatra) ; voary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jereo zavaboary [3.1]
Ohatra 
1Tsy misy zava-boaary afaka ho velona raha tsy eo izy [2.445]
2Hadinontsika ny milaza ny fandrosoana goavana ahafahana miresaka momba ny zavaboaary sy ny fihetsiketsehana ho fanoherana ny fanamboarana fitaovam-piadiana [1.369]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03