|
|
|
|

Teny iditra1  zavaboaary
Singan-teny  2  zavatra, voary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [3.1] jereo zavaboary
Ohatra  5  Tsy misy zava-boaary afaka ho velona raha tsy eo izy [2.445#57]
6  Hadinontsika ny milaza ny fandrosoana goavana ahafahana miresaka momba ny zavaboaary sy ny fihetsiketsehana ho fanoherana ny fanamboarana fitaovam-piadiana [1.369]
Tsipelina hafa  7  zavaboaary

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02