Teny iditra | 1 zavamananaina |
Singan-teny | 2 zavatra, manana, aina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7][zava-mananaina] a living thing, an animal |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8][zava-mananaina] être vivant; animal |
Ohatra |
7 Miompy zavamananaina izay fomban'olom-belona; [2.59#] 8 Ary tamin' ny andro nahaterahany dia fola-pe avokoa ny zavamananaina rehetra na inona na inona; [1.406#] 9 Saingy tsy mba avy amin'ny mikraoba, bakteria na zavamananaina hafa izay mamely ny vatana izany. [2.424#] |
Tovy hevitra | 10 zavamiaina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |