|
|
|
|

Teny iditra1  zaza ampy mihira
Singan-teny  2  zaza, ampy mihira
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10#A.496] (ny hevitry ny mihira eto dia milalao) : ny zaza roa voalohany izay hateraky ny zazavavy avoaka hampakarina, ka iadian' ny ray aman-dreniny varotra ho azy; koa amin' ny kabarim-panambadiana dia tafiditra ao amin' ny tenin' ny mpamoaka ny hoe : "Ary ny zaza ampy mihira dia anay"
5  [1.1] zaza efa voafandriky ny renin-drazazavavy mialoha fa hotezainy
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2#799] the first two children of a daughter claimed by her father as his own, and who are not to be considered the children of her husband
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#33] se dit des enfants réservés par les parents de l'épouse future mère
Ohatra  8  Koa raha avy izay anomezan’ Andriamanitra azy zaza, raha sitrapony, ny zaza ampy mihira, tompoko, dia anay, arak’ izay nentin-drazana, ka tsy maintsy lazaina aminareo [2.346#36]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26