Teny iditra | zaza indray mihira | |
Singan-teny | zaza ; indray mihira | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona mitovitovy taona niara-nilalao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Children of about the same age; contemporaries [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Contemporains ayant joué ensemble comme des enfants [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |